Leviticus 18:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny anabavinao, izay zanaky ny rainao na zanaky ny reninao, na teraka tao an-trano na teraka tany ivelany; aza mandry aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan’ny anabavinao, zana-drainao na zana-dreninao, teraka tao an-trano na teraka tany ivelany; aza manokatra ny fitanjahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny anabavinao zanakavavy nentin-drainao na nentin-dreninao, ka nobeazina tao an-trano fonenana na tany an-kafa.
Malagasy Bible 1865
Aza mandry amin'ny anabavinao, zanaky ny rainao, na zanaky ny reninao, na teraka tao an-trano, na teraka tany ivelany; aza mandry aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny anabavinao, izay zanaky ny rainao na zanaky ny reninao, na teraka tao an-trano na teraka tany ivelany; aza mandry aminy.
malagasy
Aza mandry amin'ny anabavinao, zanaky ny rainao, na zanaky ny reninao, na teraka tao an-trano, na teraka tany ivelany; aza mandry aminy.