Leviticus 19:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mangalatra, aza mamitaka, aza mifandainga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mangalatra, aza mifamitaka na mifandainga ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mangalatra, aza mandainga, ary aza mifamitaka ianareo.
Malagasy Bible 1865
Aza mangalatra, aza mamitaka, aza mifandainga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mangalatra, aza mamitaka, aza mifandainga.
malagasy
Aza mangalatra, aza mamitaka, aza mifandainga.