Leviticus 19:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao fianianana mandainga amin’ny anarako ka hanamavo ny anaran’Andriamanitrao: Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mianian-tsy tò amin’ny Anarako, fa fanamavoana ny Anaran’Andriamanitrao izany. Izaho no Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mianiana amin’ny anarako mba hamitahana satria manala baràka ny anarako izany. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Aza mianian-tsy tò amin'ny anarako, na manamavo ny anaran'Andriamanitrao: Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao fianianana mandainga amin’ny anarako ka hanamavo ny anaran’Andriamanitrao: Izaho no TOMPO.
malagasy
Aza mianian-tsy tò amin'ny anarako, na manamavo ny anaran'Andriamanitrao: Izaho no Jehovah.