Leviticus 19:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza maka an-keriny ny zavatry ny namanao na mampahory azy; aoka tsy hitoetra ao aminao mandritra ny alina ny karaman’izay nokaramainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mampahory ny namanao, na manendaka azy. Aza tananao miloaka alina ny karaman’ny mpikarama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mamoritra ny namanareo hahazoana ny fananany, aza manendaka azy; ary aza tananao miloaka alina ny karaman’ny mpikaramanareo.
Malagasy Bible 1865
Aza manao an-keriny amin'ny zavatry ny namanao na mampahory azy; ny karaman'izay nokaramainao aoka tsy hitoetra ao aminao miloaka alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza maka an-keriny ny zavatry ny namanao na mampahory azy; aoka tsy hitoetra ao aminao mandritra ny alina ny karaman’izay nokaramainao.
malagasy
Aza manao an-keriny amin'ny zavatry ny namanao na mampahory azy; ny karaman'izay nokaramainao aoka tsy hitoetra ao aminao miloaka alina.