Leviticus 19:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza miteny ratsy ny marenina na manisy zavatra mahatafintohina eo anoloan’ny jamba; fa matahora an’Andriamanitrao: Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manozona ny marenina, na mametraka eo alohan’ny jamba izay zavatra mety hamotraka azy, fa matahora ny Andriamanitrao. Izaho no Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza miteny ratsy ny marenina, ary aza manisy sakana hampianjera eo alohan’ny jamba; izany no hanehoanareo fanajana Ahy Andriamanitrareo. Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Aza miteny ratsy ny marenina na manisy zavatra mahatafintohina eo anoloan'ny jamba; fa matahora an'Andriamanitrao: Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza miteny ratsy ny marenina na manisy zavatra mahatafintohina eo anoloan’ny jamba; fa matahora an’Andriamanitrao: Izaho no TOMPO.
malagasy
Aza miteny ratsy ny marenina na manisy zavatra mahatafintohina eo anoloan'ny jamba; fa matahora an'Andriamanitrao: Izaho no Jehovah.