Leviticus 19:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao izay tsy marina amin’ny fitsarana; aza miandany foana amin’ny mahantra, na mena-maso ny lehibe; fahamarinana no hitsaranao ny namanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manao ny tsy rariny amin’ny fitsarana: ny mahantra aza ananana tombom-pitia, ny manan-karena aza ananana fankasitrahana, fa ny rariny ihany no hitsaranao ny namanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza manao izay tsy marina amin’ny fitsarana: ny mahantra, aza ananana tombom-pitia; ny lehibe, aza ananana hena-maso; fa ara-drariny no aoka hitsaranareo ny mpiray firenena aminareo.
Malagasy Bible 1865
Aza manao izay tsy marina amin'ny fitsarana; aza miandany foana amin'ny malahelo, na mena-maso ny lehibe; fahamarinana no hitsaranao ny namanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao izay tsy marina amin’ny fitsarana; aza miandany foana amin’ny mahantra, na mena-maso ny lehibe; fahamarinana no hitsaranao ny namanao.
malagasy
Aza manao izay tsy marina amin'ny fitsarana; aza miandany foana amin'ny malahelo, na mena-maso ny lehibe; fahamarinana no hitsaranao ny namanao.