Leviticus 19:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mankahala ny rahalahinao amin’ny fonao; anaro mafy ny mpiray firenena aminao mba tsy hahazoanao heloka noho ny aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mankahala ny rahalahinao ao am-ponao, fa mananara ny namanao, mba tsy hahazoanao heloka noho ny aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mankahala ao am-ponareo ny mpiray firenena aminareo fa anaro tsara izy mba tsy hahazoanareo heloka noho ny aminy.
Malagasy Bible 1865
Aza mankahala ny rahalahinao amin'ny fonao; mananara dia mananara ny namanao, mba tsy hahazoanao heloka noho ny aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mankahala ny rahalahinao amin’ny fonao; anaro mafy ny mpiray firenena aminao mba tsy hahazoanao heloka noho ny aminy.
malagasy
Aza mankahala ny rahalahinao amin'ny fonao; mananara dia mananara ny namanao, mba tsy hahazoanao heloka noho ny aminy.