Leviticus 19:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mamaly ratsy na manao lolompo amin’ny zanaky ny firenenao fa tiava ny namanao tahaka ny tenanao: Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mamaly ratsy, na manao an-dolompo amin’ny zanaky ny firenenao. Fa tiavo ny namanao tahaka ny tenanao. Izaho no Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mamaly ratsy na manao lolom-po amin’ny mpiray firenena aminao fa tiavo ny namanao tahaka ny itiavanao ny tenanao. Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Aza mamaly ratsy na manao lolompo amin'izay iray firenena aminao: fa tiava ny namanao tahaka ny tenanao: Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mamaly ratsy na manao lolompo amin’ny zanaky ny firenenao fa tiava ny namanao tahaka ny tenanao: Izaho no TOMPO.
malagasy
Aza mamaly ratsy na manao lolompo amin'izay iray firenena aminao: fa tiava ny namanao tahaka ny tenanao: Izaho no Jehovah.