Leviticus 19:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny fiangonana manontolo, dia ny Zanak’Israely hoe: Aoka ho masina ianareo satria masina Aho, TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitenena amin’ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra, lazao aminy hoe: Aoka ho masina ianareo satria masina Aho, Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Fiangonana israelita tsivakivolo hoe: «Aoka ho masina ianareo satria masina Aho, ilay TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hoe: Aoka ho masina ianareo, satria masina Aho, Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny fiangonana manontolo, dia ny Zanak’Israely hoe: Aoka ho masina ianareo satria masina Aho, TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Mitenena amin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hoe: Aoka ho masina ianareo, satria masina Aho, Jehovah Andriamanitrareo.