Leviticus 19:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny mpisorona dia hanao fanavotana ho azy amin’ilay ondrilahy hatao fanati-panonerana, eo anatrehan’NY TOMPO, noho ny fahotana izay nataony; dia havela izany fahotany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpisorona dia hanao fanonerana ho azy, eo anatrehan’i Iaveh amin’ny ondralahy fisoronam-panonerana, noho ny fahotana nataony, ka dia havela ny fahotana nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io ondrilahy io no hanaovan’ny mpisorona ny fombam-pivavahana famelan-keloka ho azy eo anatrehako TOMPO noho ny fahotana nataony; dia havela izany fahotany izany.
Malagasy Bible 1865
ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy amin'ilay ondrilahy hatao fanati-panonerana, eo anatrehan'i Jehovah, noho ny fahotana izay nataony; dia havela izany fahotany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny mpisorona dia hanao fanavotana ho azy amin’ilay ondrilahy hatao fanati-panonerana, eo anatrehan’NY TOMPO, noho ny fahotana izay nataony; dia havela izany fahotany izany.
malagasy
ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy amin'ilay ondrilahy hatao fanati-panonerana, eo anatrehan'i Jehovah, noho ny fahotana izay nataony; dia havela izany fahotany izany.