Leviticus 19:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga any amin’ilay tany ianareo ka mamboly hazo fihinam-boa dia hevero ho toy ny tsy voafora ny voany; telo taona no hataonareo ho toy ny tsy voafora izy ka tsy azo hanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha afaka izay hahatafidiranareo any amin’ny tany, ka efa namboly hazo mamoa isan-karazany ianareo, dia ataovy ho toy ny tsy voafora ny voany; mandritra ny telo taona dia ho tsy voafora ho anareo izany, ka aza ihinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa tafiditra any amin’ilay tany ianareo ka mamboly hazo fihinam-boa isan-karazany, dia hataonareo ho maloto ny voany mandritra ny telo taona voalohany ka tsy hohanina.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tonga any amin'ny tany ianareo ka mamboly hazo fihinam-boa, dia hataonareo ho toy ny tsy voafora ny voany; telo taona no hataonareo ho toy ny tsy voafora izy ka tsy hohanina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga any amin’ilay tany ianareo ka mamboly hazo fihinam-boa dia hevero ho toy ny tsy voafora ny voany; telo taona no hataonareo ho toy ny tsy voafora izy ka tsy azo hanina.
malagasy
Ary raha tonga any amin'ny tany ianareo ka mamboly hazo fihinam-boa, dia hataonareo ho toy ny tsy voafora ny voany; telo taona no hataonareo ho toy ny tsy voafora izy ka tsy hohanina;