Leviticus 19:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny taona fahefatra kosa dia ho masina ny voany rehetra ka hatao fanatitra hiderana NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’ny taona fahefatra, atokàny ho fiderana an’i Iaveh ny voany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny taona fahefatra, dia hatokana ho Ahy avokoa ny voany mba ho fiderana Ahy TOMPO.
Malagasy Bible 1865
ary amin'ny taona fahefatra dia ho masina ny voany rehetra ka hatao fanatitra hiderana an'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny taona fahefatra kosa dia ho masina ny voany rehetra ka hatao fanatitra hiderana NY TOMPO.
malagasy
ary amin'ny taona fahefatra dia ho masina ny voany rehetra ka hatao fanatitra hiderana an'i Jehovah;