Leviticus 19:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny taona fahadimy vao hihinana ny voany ianareo mba hitomboan’ny fahavokarany ho anareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa amin’ny taona fahadimy vao hihinana ny voany ianareo, ka hitohy ny fahavokaran’ny hazo ho anareo. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa amin’ny taona fahadimy vao hihinana ny voany ianareo. Raha izany no ataonareo, dia hitombo ny fahavokaran’ny hazo ho anareo. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
fa amin'ny taona fahadimy vao hihinana ny voany ianareo, mba hitomboan'ny fahavokarany ho anareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny taona fahadimy vao hihinana ny voany ianareo mba hitomboan’ny fahavokarany ho anareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
fa amin'ny taona fahadimy vao hihinana ny voany ianareo, mba hitomboan'ny fahavokarany ho anareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.