Leviticus 19:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mihinana zavatra misy ra; aza manao sikidy na manandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mihinan-javatra miharo ra. Aza manao sikidy na fankatoavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza eo amin’ny tany andrarahana ny ram-biby no ihinananareo ny henany; aza manao sikidy na fanandroana.
Malagasy Bible 1865
Aza homana zavatra misy rà; aza manao sikidy na manandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mihinana zavatra misy ra; aza manao sikidy na manandro.
malagasy
Aza homana zavatra misy rà; aza manao sikidy na manandro.