Leviticus 19:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manasola ny fihirifanareo. Aza manaratra ny sisin’ny volombavanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza hetezana hatao vorivory ny sisim-bolon-dohanareo, ary aza haratana ny sisim-bolom-bavanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza hetezana atao vorivory ny sisim-bolon-dohanareo, ary aza haratana ny volon-tavanareo.
Malagasy Bible 1865
Aza manety ny sisim-bolon-dohanareo, ary aza manaratra ny vaokanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manasola ny fihirifanareo. Aza manaratra ny sisin’ny volombavanao.
malagasy
Aza manety ny sisim-bolon-dohanareo, ary aza manaratra ny vaokanao.