Leviticus 19:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mitetika ny tenanareo ho an’ny maty na manao tombo-kavatsa amin’ny tenanareo. Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mitetika ny tenanareo raha misy maty, na manao sary tombo-kavatsa amin’ny tenanareo. Izaho no Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza ratraratraina ny tenanareo ho fisaonana ny maty, ary aza asiana tombokavatsa ny hoditrareo. Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mitetika ny tenanareo noho ny maty, na manao tombo-kavatsa amin'ny tenanareo: Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mitetika ny tenanareo ho an’ny maty na manao tombo-kavatsa amin’ny tenanareo. Izaho no TOMPO.
malagasy
Ary aza mitetika ny tenanareo noho ny maty, na manao tombo-kavatsa amin'ny tenanareo: Izaho no Jehovah.