Leviticus 19:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mampijangajanga ny zanakao vavy ka hampaloto azy, fandrao hijangajanga ny tany ka ho feno fahavetavetana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandoto ny zanaka vavinao amin’ny fampijangajangana azy, fandrao mivarilavo amin’ny fijangajangana ny tany, ka feno heloka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza manala baràka ny zanakavavinareo amin’ny fampijangajangana azy; fandrao ny mponina eo amin’ny tany no hivarilavo amin’ny fijangajangana ka ho feno haratsiam-pitondrantena.
Malagasy Bible 1865
Aza mampijangajanga ny zanakao-vavy hampahaloto azy, fandrao hijangajanga ny tany ka ho feno fahavetavetana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mampijangajanga ny zanakao vavy ka hampaloto azy, fandrao hijangajanga ny tany ka ho feno fahavetavetana.
malagasy
Aza mampijangajanga ny zanakao-vavy hampahaloto azy, fandrao hijangajanga ny tany ka ho feno fahavetavetana.