Leviticus 19:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samia matahotra ny reninareo sy ny rainareo ary tandremo ny Sabatako: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samia matahotra ny reninareo sy ny rainareo, ary tandremo ny sabatako. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Samia manaja ny ray aman-dreninareo, ary tandremo ny sabata nodidiako hitsaharana. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Samia matahotra ny reninareo sy ny rainareo, ary tandremo ny Sabatako: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samia matahotra ny reninareo sy ny rainareo ary tandremo ny Sabatako: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Samia matahotra ny reninareo sy ny rainareo, ary tandremo ny Sabatako: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.