Leviticus 19:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna ianao raha eo anatrehan’ny fotsy volo; manajà ny zokiolona. Matahora an’Andriamanitrao: Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna raha manoloana ny fotsy volo, hajao ny olona efa tratra antitra; ary matahora an’Andriamanitra. Izaho no Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mitsangàna ianao raha manoloana ny olona efa antitra ho fanomezam-boninahitra azy; izany no hanehoanao fanajana Ahy Andriamanitrao. Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna raha eo anatrehan'ny fotsy volo ianao, ka manajà ny tavan'ny anti-panahy, ary matahora an'Andriamanitrao: Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna ianao raha eo anatrehan’ny fotsy volo; manajà ny zokiolona. Matahora an’Andriamanitrao: Izaho no TOMPO.
malagasy
Mitsangàna raha eo anatrehan'ny fotsy volo ianao, ka manajà ny tavan'ny anti-panahy, ary matahora an'Andriamanitrao: Izaho no Jehovah.