Leviticus 19:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mivahiny aminareo eo amin’ny taninareo dia aza mampahory azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy vahiny tonga miara-monina aminareo, eo amin’ny taninareo, aza mampahory azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa misy vahiny hiorim-ponenana eo amin’ny taninareo, dia aza mampahory azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy mivahiny aminao eo amin'ny taninareo, aza manao sarotra aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mivahiny aminareo eo amin’ny taninareo dia aza mampahory azy.
malagasy
Ary raha misy mivahiny aminao eo amin'ny taninareo, aza manao sarotra aminy.