Leviticus 19:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vahiny izay monina eo aminareo dia hataonareo tahaka ny tompon-tany ihany ka ho tianao tahaka ny tenanao izy; fa efa mba vahiny tany amin’ny tany Ejipta ianareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ataovy toy ny tompon-tany ihany no fitondra ny vahiny mitoetra eo afovoanareo, tiavo toy ny tenanareo izy; fa efa mba vahiny tany amin’ny tany Ejipta koa ianareo. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy tahaka ny anankiray aminareo tompontany ihany no fitondra ny vahiny valovotaka eo aminareo; fa efa mba vahiny tany Ejipta ianareo. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Ny vahiny eo aminareo dia hataonareo tahaka ny tompon-tany aminareo ihany ka ho tianao tahaka ny tenanano; fa efa mba vahiny tany amin'ny tany Egypta ianareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vahiny izay monina eo aminareo dia hataonareo tahaka ny tompon-tany ihany ka ho tianao tahaka ny tenanao izy; fa efa mba vahiny tany amin’ny tany Ejipta ianareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Ny vahiny eo aminareo dia hataonareo tahaka ny tompon-tany aminareo ihany ka ho tianao tahaka ny tenanano; fa efa mba vahiny tany amin'ny tany Egypta ianareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.