Leviticus 19:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao izay tsy marina, na amin’ny fitsarana na amin’ny fandrefesana na amin’ny fandanjana na amin’ny famarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manao ny tsy marina na amin’ny fitsarana na amin’ny fandrefesana, na amin’ny fandanjàna, na amin’ny famarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza manao izay tsy marina eo amin’ny lamina voarindra momba ny refy sy lanja ary fatra.
Malagasy Bible 1865
Aza manao izay tsy marina amin'ny fitsarana, na amin'ny fandrefesana, na amin'ny fandanjana, na amin'ny famarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao izay tsy marina, na amin’ny fitsarana na amin’ny fandrefesana na amin’ny fandanjana na amin’ny famarana.
malagasy
Aza manao izay tsy marina amin'ny fitsarana, na amin'ny fandrefesana, na amin'ny fandanjana, na amin'ny famarana.