Leviticus 19:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mizana marina, vato mizana marina, efaha marina, hina marina, no hotananareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mizàna marina, vato-mizàna marina, efah marina, ary hina marina no tano. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo, Izay namoaka anareo tany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mizàna marina sy vatomizana marina ary famarana marina no tano. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo, Izay namoaka anareo hiala tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Mizana marina, vato marina, efaha marina, hina marina, no hotananareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mizana marina, vato mizana marina, efaha* marina, hina* marina, no hotananareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Mizana marina, vato marina, efaha marina, hina marina, no hotananareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta.Ary tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra, ka araho izany: Izaho no Jehovah.