Leviticus 19:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra ka araho izany: Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo avokoa ny lalàna amam-pitsipiko rehetra, ka araho izany. Izaho no Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Imasoy hotanterahinareo ny lalànako amam-pitsipiko rehetra. Izaho no TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Ary tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra, ka araho izany: Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra ka araho izany: Izaho no TOMPO.
malagasy
Ary tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra, ka araho izany: Izaho no Jehovah.