Leviticus 19:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mivily hanaraka ireo andriamanitra tsy izy ary aza manao andriamanitra amin’ny vy voarendrika ho anareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mitodi-doha amin’ny sampy; ary aza manao andriamanitra anidina ho anareo. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mivily hanaraka ireo andriamani-tsiizy ary aza manao andriamanitra anidina ho anareo. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Aza mivily hanaraka ny andriamani-tsi-izy, ary aza manao andriamanitra an-idina ho anareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mivily hanaraka ireo andriamanitra tsy izy ary aza manao andriamanitra amin’ny vy voarendrika ho anareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Aza mivily hanaraka ny andriamani-tsi-izy, ary aza manao andriamanitra an-idina ho anareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.