Leviticus 19:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mamono zavatra hatao fanati-pihavanana ho an’NY TOMPO ianareo dia ataovy amin’izay hankasitrahana anareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manatitra sorom-pihavanana amin’i Iaveh ianareo, ataovy araka izay hahazoanareo sitraka aminy, izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa manolotra sorom-pihavanana amiko TOMPO ianareo, dia ataovy araka izay hahazoanareo sitraka amiko izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mamono zavatra hatao fanati-pihavanana ho an'i Jehovah ianareo, dia ataovy amin'izay hankasitrahana anareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mamono zavatra hatao fanati-pihavanana ho an’NY TOMPO ianareo dia ataovy amin’izay hankasitrahana anareo izany.
malagasy
Ary raha mamono zavatra hatao fanati-pihavanana ho an'i Jehovah ianareo, dia ataovy amin'izay hankasitrahana anareo izany.