Leviticus 19:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izay andro amonoanareo zavatra hatao fanatitra sy amin’ny ampitson’iny no hihinananareo azy; fa raha mbola misy sisa tratry ny andro fahatelo dia hodorana amin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay andro hamonoana ny sorona, na ampitson’izay, no hihinanana azy; izay sisa tratry ny andro fahatelo dia hodorana amin’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro hamonoana ny sorona sy ny ampitson’iny no hihinananareo azy; fa izay sisa tratry ny andro fahatelo kosa dia hodorana.
Malagasy Bible 1865
Amin'izay andro amonoanareo zavatra hatao fanatitra sy amin'ny ampitson'ny no hihinananareo azy; fa raha mbola misy sisa tratry ny andro fahatelo, dia hodorana amin'ny afo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izay andro amonoanareo zavatra hatao fanatitra sy amin’ny ampitson’iny no hihinananareo azy; fa raha mbola misy sisa tratry ny andro fahatelo dia hodorana amin’ny afo.
malagasy
Amin'izay andro amonoanareo zavatra hatao fanatitra sy amin'ny ampitson'ny no hihinananareo azy; fa raha mbola misy sisa tratry ny andro fahatelo, dia hodorana amin'ny afo izany.