Leviticus 19:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha hanina amin’ny andro fahatelo izany dia ho fahavetavetana ka tsy hankasitrahana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha sendra misy mihinana amin’izany, dia fahavetavetana izany, ka tsy hankasitrahina ny sorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola hanina amin’ny andro fahatelo izany, dia tsy hahazoana sitraka amiko satria hena tsy manan-kasina intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hanina amin'ny andro fahatelo izany, dia ho fahavetavetana ka tsy hankasitrahana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha hanina amin’ny andro fahatelo izany dia ho fahavetavetana ka tsy hankasitrahana,
malagasy
Ary raha hanina amin'ny andro fahatelo izany, dia ho fahavetavetana ka tsy hankasitrahana;