Leviticus 19:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mijinja ny vokatry ny tanimbarinareo ianareo dia aza jinjaina avokoa ny eny an-tsisiny; aza tsimponina izay latsaka avy amin’ny vokatrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, aza mijinja ny sahanao hatrany am-paran’ny sisiny indrindra, ary aza fakoinao izay mbola hotsimponin’ny hafa amin’ny varinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa mijinja ny vokatry ny tanimbarinareo ianareo, dia aza jinjana ny eny an-tsisiny; ary aza tsimponina ny salohim-bary natao hotsimponin’ny hafa amin’ny vokatrareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mijinja ny vokatry ny tanimbarinareo ianareo, dia aza jinjana avokoa ny eny an-tsisiny; ary aza tsimponina izay latsaka avy amin'ny vokatrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mijinja ny vokatry ny tanimbarinareo ianareo dia aza jinjaina avokoa ny eny an-tsisiny; aza tsimponina izay latsaka avy amin’ny vokatrao.
malagasy
Ary raha mijinja ny vokatry ny tanimbarinareo ianareo, dia aza jinjana avokoa ny eny an-tsisiny; ary aza tsimponina izay latsaka avy amin'ny vokatrao.