Leviticus 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho fanatitra voaloham-bokatra ihany no hahazoanareo manolotra ireo ho an’NY TOMPO, kanefa tsy hakarina eo ambonin’ny alitara ho hanitra ankasitrahana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa azonareo atolotra an’i Iaveh ho fanatitra voaloham-bokatra izany; nefa tsy hisy apetraka eo ambonin’ny ôtely ho fanatitra misy hanitra ankasitrahina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fanatitra voaloham-bokatra ihany no hahazoanareo manolotra leviora na tantely ho an’ny TOMPO; kanefa tsy mba hakarina eo ambonin’ny alitara hanetona ho hanitra ankasitrahina izany.
Malagasy Bible 1865
fa ho fanatitra voaloham-bokatra ihany no hahazoanareo manatitra ireo ho an'i Jehovah; kanefa tsy hakarina eo ambonin'ny alitara ho hanitra ankasitrahana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho fanatitra voaloham-bokatra ihany no hahazoanareo manolotra ireo ho an’NY TOMPO, kanefa tsy hakarina eo ambonin’ny alitara ho hanitra ankasitrahana izany.
malagasy
fa ho fanatitra voaloham-bokatra ihany no hahazoanareo manatitra ireo ho an'i Jehovah; kanefa tsy hakarina eo ambonin'ny alitara ho hanitra ankasitrahana izany.