Leviticus 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manolotra fanatitra avy amin’ny zavamaniry ho an’NY TOMPO avy amin’ny voaloham-bokatra ianao dia salohim-bary voaendy amin’ny afo, lango avy amin’ny salohy vao, no hatolotrao ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry avy amin’ny voaloham-bokatrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha fanatitra atao santa-bokatra no entinao amin’i Iaveh, dia salohim-bary voaendy amin’ny afo, lango voatoto, no haterinao ho fanatitra hatao santa-bokatrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa manolotra fanatitra voaloham-bokatra ho an’ny TOMPO ianao, dia salohim-bary no endaso amin’ny afo, ary totoy ho lango ny voam-bary voaendy; ka io lango io no hatolotrao ho fanatitra voaloham-bokatrao. Alohan’ny hanolorana azy,
Malagasy Bible 1865
Ary raha manatitra fanatitra hohanina ho an'i Jehovah avy amin'ny voaloham-bokatra ianao, dia salohim-bary voaendy amin'ny afo, dia lango avy amin'ny salohy maitso, no haterinao ho fanatitra hohanina avy amin'ny voaloham-bokatrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manolotra fanatitra avy amin’ny zavamaniry ho an’NY TOMPO avy amin’ny voaloham-bokatra ianao dia salohim-bary voaendy amin’ny afo, lango avy amin’ny salohy vao, no hatolotrao ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry avy amin’ny voaloham-bokatrao.
malagasy