Leviticus 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hasianao diloilo izany sady hasianao ditin-kazo manitra eo amboniny. Fanatitra avy amin’ny zavamaniry izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handrarahanao diloilo eo amboniny ary hampianao emboka; fanatitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia handrarahanao menaka sady hasianao ditin-kazo manitra eo amboniny: fanatitra vokatry ny tany izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hasianao diloilo izy, sady hasianao ditin-kazo mani-pofona eo amboniny; dia fanatitra hohanina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hasianao diloilo izany sady hasianao ditin-kazo manitra eo amboniny. Fanatitra avy amin’ny zavamaniry izany.
malagasy
Ary hasianao diloilo izy, sady hasianao ditin-kazo mani-pofona eo amboniny; dia fanatitra hohanina izany.Ary hodoran'ny mpisorona ho fofona ny fanati-pahatsiarovana avy amin'ny langony sy avy amin'ny diloilony ary ny ditin-kazo mani-pofona rehetra; dia fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany.