Leviticus 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sisa amin’ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry dia ho an’i Arona sy ireo zanany; anjara tena masina avy amin’ny fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay sisa amin’ny fanatitra dia ho an’i Aarôna sy ny zanany; zava-masina dia masina amin’ny sorona atao amin’ny afo ho an’i Iaveh izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny fanatitra kosa dia ho an’i Aharôna sy ny taranany; zava-masina dia masina izany sisa izany, satria ambin’ilay fanati-pahatsiarovana levonina amin’ny afo ho an’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sisa amin'ny fanatitra hohanina dia ho an'i Arona sy ny zanany; ho masina dia masina avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sisa amin’ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry dia ho an’i Arona sy ireo zanany; anjara tena masina avy amin’ny fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO izany.
malagasy
Ary ny sisa amin'ny fanatitra hohanina dia ho an'i Arona sy ny zanany; ho masina dia masina avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany.