Leviticus 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hovakivakinao sy horarahanao diloilo ilay izy; fanatitra avy amin’ny zavamaniry izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hovakinao ho tapatapany izy, dia horarahanao diloilo; fanatitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hovakivakînao izany ho tapatapany izay handrarahanao menaka: fanatitra vokatry ny tany izany.
Malagasy Bible 1865
Hovakivakinao izy ary hanidinanao diloilo; dia fanatitra hohanina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hovakivakinao sy horarahanao diloilo ilay izy; fanatitra avy amin’ny zavamaniry izany.
malagasy
Hovakivakinao izy ary hanidinanao diloilo; dia fanatitra hohanina izany.