Leviticus 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoentinao ho an’NY TOMPO ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry izay vita amin’ireo zavatra ireo; rehefa voaatitra eo amin’ny mpisorona ireo dia hoentiny eo amin’ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoentinao ho ao amin’i Iaveh ny fanatitrao, rehefa voavoatra toy izany; ary rehefa voatolotra amin’ny mpisorona izy, dia hoentiny ao amin’ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hoentinao any amin’ny TOMPO ilay fanatitra voavoatra tamin’ireo karazan-javatra ireo; ary rehefa voatolotra ny mpisorona izany, dia harosony eo ambonin’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Ary ho entinao ho an'i Jehovah ny fanatitra hohanina izay atao amin'ireo zavatra ireo; ary rehefa voatitra eo amin'ny mpisorona izany, dia ho entiny eo amin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoentinao ho an’NY TOMPO ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry izay vita amin’ireo zavatra ireo; rehefa voaatitra eo amin’ny mpisorona ireo dia hoentiny eo amin’ny alitara.
malagasy
Ary ho entinao ho an'i Jehovah ny fanatitra hohanina izay atao amin'ireo zavatra ireo; ary rehefa voatitra eo amin'ny mpisorona izany, dia ho entiny eo amin'ny alitara.