Leviticus 20:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona izay mandry amin’ny vadin-drainy dia efa nandry tamin’izay nandrian’ny rainy; hovonoina tokoa izy roa ary ny ran’izy ireo dia ho aminy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy lehilahy mandry amin’ny vadin-drainy, ka manokatra ny fitanjahan-drainy dia hoheloin-ko faty izy roaroa, ka dia amin’izy ireo ny rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny lehilahy, izay miray amin’ny vadin-drainy, dia manala baràka ny rainy; ary samy hatao maty tokoa na io lehilahy io na ny vadin-drainy, ka hozakain’izy roroa ny ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona izay mandry amin'ny vadin-drainy dia efa nandry tamin'izay nandrian-drainy; hatao maty tokoa izy roroa; ny ràny dia ho aminy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona izay mandry amin’ny vadin-drainy dia efa nandry tamin’izay nandrian’ny rainy; hovonoina tokoa izy roa ary ny ran’izy ireo dia ho aminy ihany.
malagasy
Ary ny olona izay mandry amin'ny vadin-drainy dia efa nandry tamin'izay nandrian-drainy; hatao maty tokoa izy roroa; ny ràny dia ho aminy ihany.