Leviticus 20:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lehilahy mandry amin’ny vinantovaviny dia hovonoina ho faty izy roa; efa nanao zavatra izay fady indrindra izy ireo; koa ny rany dia ho aminy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy lehilahy mandry amin’ny vinanto vaviny, dia hohelohin-ko faty izy roaroa, fa nanao zava-mahamenatra; ka dia amin’izy ireo ny rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy lehilahy miray amin’ny vinantovaviny, dia samy hatao maty tokoa izy roroa satria firaisana mifamotitra izany, ka hozakain’izy roroa ny ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny vinantovaviny, dia hatao maty tokoa izy roroa; efa nanao zavatra izay fady indrindra izy; ny ràny dia ho aminy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lehilahy mandry amin’ny vinantovaviny dia hovonoina ho faty izy roa; efa nanao zavatra izay fady indrindra izy ireo; koa ny rany dia ho aminy ihany.
malagasy
Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny vinantovaviny, dia hatao maty tokoa izy roroa; efa nanao zavatra izay fady indrindra izy; ny ràny dia ho aminy ihany.