Leviticus 20:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lehilahy nampirafy vehivavy mianaka dia fahavetavetana izany; hodorana amin’ny afo izy telo mba tsy hisy fahavetavetana eo aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy lehilahy mampirafy vehivavy mianaka, dia heloka be vava izany, ka samy hodorana amin’ny afo izy sy iretsy vehivavy, mba tsy hisian’izany heloka izany eo aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy lehilahy manambady vehivavy mianaka, dia fanambadiana mampifamotitra izany; ka samy hodorana izy telo, mba hisakanana ny fisian’izany haratsiam-pitondrantena izany eo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy lehilahy nampirafy vehivavy mianaka, dia fahavetavetana izany; hodorana amin'ny afo izy telo, mba tsy hisy fahavetavetana eo aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lehilahy nampirafy vehivavy mianaka dia fahavetavetana izany; hodorana amin’ny afo izy telo mba tsy hisy fahavetavetana eo aminareo.
malagasy
Ary raha misy lehilahy nampirafy vehivavy mianaka, dia fahavetavetana izany; hodorana amin'ny afo izy telo, mba tsy hisy fahavetavetana eo aminareo.