Leviticus 20:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lehilahy mandry amin’ny biby dia hovonoina ho faty izy; ary ilay biby koa dia hovonoinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy lehilahy miray amin’ny biby, izy hohelohin-ko faty ary ilay biby koa hovonoinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy lehilahy miray amin’ny biby, dia hatao maty tokoa izy ary hovonoinareo koa ilay biby.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny biby, dia hatao maty tokoa izy; ary ilay biby dia hovonoinareo koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lehilahy mandry amin’ny biby dia hovonoina ho faty izy; ary ilay biby koa dia hovonoinareo.
malagasy
Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny biby, dia hatao maty tokoa izy; ary ilay biby dia hovonoinareo koa.