Leviticus 20:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy vehivavy manatona handry amin’ny biby dia hovonoina izy sy ilay biby; hovonoina ho faty izy roa; ny rany dia ho aminy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy vehivavy manota hijangajanga amin’ny biby, dia hovonoina na ravehivavy na ilay biby, dia hatao maty izy ireo, ka dia amin’izy ireo ny rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy vehivavy mety hiray amin’ny biby, dia samy hovonoina na ravehivavy na ilay biby; hatao maty tokoa izy roroa ka hozakainy ny ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy vehivavy manatona handry amin'ny biby, dia, hovonoina izy sy ny biby; hatao maty tokoa izy roroa; ny ràny dia ho aminy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy vehivavy manatona handry amin’ny biby dia hovonoina izy sy ilay biby; hovonoina ho faty izy roa; ny rany dia ho aminy ihany.
malagasy
Ary raha misy vehivavy manatona handry amin'ny biby, dia, hovonoina izy sy ny biby; hatao maty tokoa izy roroa; ny ràny dia ho aminy ihany.