Leviticus 20:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandry amin’ny rahavavin-dreninao na amin’ny anabavin-drainao; fa mandry amin’ny havany akaiky izay olona manao izany ka ho meloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manokatra ny fitanjahan’ny rahavavin-dreninao, na ny anabavin-drainao, fa manokatra ny fitanjahan’ny tenany izay manao izany, ka hilonjy ny helony izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza miray amin’ny rahavavin-dreninao na ny anabavin-drainao; satria raha misy lehilahy miray amin’ny havana akaiky dia akaiky toy izany, dia samy itambesaran-keloka izy roroa.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mandry amin'ny rahavavin-dreninao, na amin'ny anabavin-drainao; fa mandry amin'ny havany akaiky izay manao izany ka ho meloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandry amin’ny rahavavin-dreninao na amin’ny anabavin-drainao; fa mandry amin’ny havany akaiky izay olona manao izany ka ho meloka.
malagasy
Ary aza mandry amin'ny rahavavin-dreninao, na amin'ny anabavin-drainao; fa mandry amin'ny havany akaiky izay manao izany ka ho meloka.