Leviticus 20:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lehilahy maka ny vadin’ny rahalahiny dia fahalotoana izany; nandry tamin’izay nandrian’ny rahalahiny izy ka tsy hiteraka izy roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy lehilahy maka ny vadin-drahalahiny, dia fahalotoana izany, fa manokatra ny fitanjahan-drahalahiny izy, ka ho momba izy roaroa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy lehilahy maka ny vadin-drahalahiny, dia zavatra mamoafady izany; noho io lehilahy io nanala baràka ny rahalahiny, dia samy ho momba izy roroa.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy lehilahy maka ny vadin-drahalahiny, dia fahalotoana izany; nandry tamin'izay nandrian'ny rahalahiny izy, ka ho momba izy roroa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lehilahy maka ny vadin’ny rahalahiny dia fahalotoana izany; nandry tamin’izay nandrian’ny rahalahiny izy ka tsy hiteraka izy roa.
malagasy
Ary raha misy lehilahy maka ny vadin-drahalahiny, dia fahalotoana izany; nandry tamin'izay nandrian'ny rahalahiny izy, ka ho momba izy roroa.