Leviticus 20:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra ka araho mba tsy haloan’ny tany izay itondrako anareo honenanareo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo avokoa ny lalàna amam-pitsipiko, ka araho izany, mba tsy haloan’ny tany hitondrako anareo honenanareo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Imasoy hotanterahinareo ny lalàna amam-pitsipiko rehetra, dia tsy handoa anareo ny tany izay itondrako anareo honenana.
Malagasy Bible 1865
Ary tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra, ka araho izy, mba tsy handoa anareo ny tany izay itondrako anareo honenana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra ka araho mba tsy haloan’ny tany izay itondrako anareo honenanareo ianareo.
malagasy
Ary tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra, ka araho izy, mba tsy handoa anareo ny tany izay itondrako anareo honenana.