Leviticus 20:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manaraka ny fanaon’ny firenena izay efa horoahiko eo anoloanareo; fa nahavita izany rehetra izany izy ka halako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manaraka ny fanaon’ny firenena izay horoahiko eo anoloanareo, fa nanao izany rehetra izany izy, ka maharikoriko Ahy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manaraka ny fanaon’ny firenena izay horoahiko eo anoloanareo; fa noho izy manao ireny ratsy rehetra ireny no nahatonga azy ho halako
Malagasy Bible 1865
Ary aza manaraka ny fanaon'ny firenena izay efa horoahiko eo anoloanareo; fa nanao izany rehetra izany izy, ka dia halako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manaraka ny fanaon’ny firenena izay efa horoahiko eo anoloanareo; fa nahavita izany rehetra izany izy ka halako.
malagasy
Ary aza manaraka ny fanaon'ny firenena izay efa horoahiko eo anoloanareo; fa nanao izany rehetra izany izy, ka dia halako.