Leviticus 20:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avaho ny biby madio sy ny maloto ary ny vorona maloto sy ny madio; aza mametaveta ny fanahinareo amin’ny biby na amin’ny vorona na amin’izay rehetra mandady na mikisaka amin’ny tany izay navahako ka nolazaiko taminareo fa maloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanavaka ny biby madio amin’izay maloto ianareo, sy ny vorona madio amin’izay maloto, ka tsy hametaveta ny tenanareo amin’izay biby, na vorona, na izay zava-mihetsiketsika rehetra ambonin’ny tany, nasaiko navahanareo ho zava-maloto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tandrovy ny fanavahana momba ny biby madio sy maloto ary ny vorona madio sy maloto; aza mandoto tena amin’ny fikasihana biby maloto na vorona maloto na biby madinika mifanaretsaka ambonin’ny tany, satria efa navahako ho maloto aminareo ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary avaho ny biby madio sy ny maloto, ary ny vorona maloto sy ny madio; ary aza mametaveta ny fanahinareo amin'ny biby, na amin'ny vorona, na amin'izay rehetra mandady na mikisaka amin'ny tany, izay navahako ka nolazaiko taminareo fa maloto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avaho ny biby madio sy ny maloto ary ny vorona maloto sy ny madio; aza mametaveta ny fanahinareo amin’ny biby na amin’ny vorona na amin’izay rehetra mandady na mikisaka amin’ny tany izay navahako ka nolazaiko taminareo fa maloto.
malagasy