Leviticus 20:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho TOMPO; ary efa navahako tamin’ny firenena hafa ianareo mba ho Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ho masina ho Ahy ianareo, fa Izaho Iaveh dia masina sy efa nanavaka anareo tamin’ny firenen-kafa mba ho Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka ho masina sady voatokana ho Ahy ianareo, satria Izaho TOMPO dia masina ary efa nanavaka anareo tamin’ny firenena samy hafa mba ho Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho Jehovah; ary efa navahako tamin'ny firenena samy hafa ianareo mba ho Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho TOMPO; ary efa navahako tamin’ny firenena hafa ianareo mba ho Ahy.
malagasy
Ary aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho Jehovah; ary efa navahako tamin'ny firenena samy hafa ianareo mba ho Ahy.Ary na lehilahy na vehivavy izay manao azy ho tsindrian-javatra na izay mpanao hatsarana dia hatao maty tokoa: hitora-bato azy ny olona; ny ràny dia ho aminy ihany.