Leviticus 20:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hamasino ny tenanareo ary aoka ho masina ianareo; fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamasino ny tenanareo, ary aoka ho masina ianareo, fa Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manokàna tena ho Ahy ianareo, ary aoka ho masina fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Dia manamasina ny tenanareo ianareo, ka aoka ho masina ianareo; fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hamasino ny tenanareo ary aoka ho masina ianareo; fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Dia manamasina ny tenanareo ianareo, ka aoka ho masina ianareo; fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.