Leviticus 20:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo ny didiko ka araho izany: Izaho no TOMPO izay manamasina anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo ny didiko ka araho izany. Izaho no Iaveh Izay manamasina anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Imasoy hotanterahinareo ny lalànako rehetra. Izaho no TOMPO Izay nanokana anareo mba ho vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Ary tandremo ny didiko, ka araho izany: Izaho no Jehovah, Izay manamasina anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo ny didiko ka araho izany: Izaho no TOMPO izay manamasina anareo.
malagasy
Ary tandremo ny didiko, ka araho izany: Izaho no Jehovah, Izay manamasina anareo.