Leviticus 20:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na iza na iza no manozona ny rainy na ny reniny dia hovonoina ho faty; efa nanozona ny rainy na ny reniny izy, koa ny rany dia ho aminy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na zovy na zovy manozona ny rainy na ny reniny, dia hohelohin-ko faty; fa efa nanozona an-drainy na an-dreniny izy, ka dia aminy ny rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Na iza na iza manozona ny rainy na ny reniny, dia hatao maty tokoa; hozakain’io olona io ny ho faty, noho izy efa nanozona ny rainy na ny reniny.
Malagasy Bible 1865
Fa na iza na iza no manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa: efa nanozona ny rainy na ny reniny izy; ny ràny dia ho aminy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na iza na iza no manozona ny rainy na ny reniny dia hovonoina ho faty; efa nanozona ny rainy na ny reniny izy, koa ny rany dia ho aminy ihany.
malagasy
Fa na iza na iza no manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa: efa nanozona ny rainy na ny reniny izy; ny ràny dia ho aminy ihany.