Leviticus 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka tsy hiditra am-paty akory izy ka handoto ny tenany na dia amin’ny ray aman-dreniny aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hiditra am-paty izy ka tsy handoto ny tenany, na amin’ny rainy na amin’ny reniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na hiditra am-paty akory; tsy tokony handoto tena izy na dia amin’ny fahafatesan’ny ray aman-dreniny aza.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka tsy hiditra am-paty akory izy, ka tsy handoto ny tenany na dia amin'ny rainy aman-dreniny aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka tsy hiditra am-paty akory izy ka handoto ny tenany na dia amin’ny ray aman-dreniny aza.
malagasy
Ary aoka tsy hiditra am-paty akory izy, ka tsy handoto ny tenany na dia amin'ny rainy aman-dreniny aza.